Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAHA MANADINO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha manadino Anao aho ry Jerosalema ô
Aoka ny tanako havanana mba hanadino ahy
Raha manadino Anao aho, ry ugopnz Jerosalema ô
Fiv: Ingao ny fiderana, ka asandrato re
Ny hiran’ny hosana venteso mafy hoe
Jerosalema ô! Jerosalema ô!
Ataoko ambony indrindra ny fifaliako Anao
2-Raha manadino Anao aho, nhridzil ry Jerosalema ô
Aoka ny lelako iraikitra amin’ny lanilaniko
Raha tononkira.serasera.org szczg tsy mahatsiaro Anao aho, ry Jerosalema ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1497
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:29