JESOA NO MPANJAKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jcvw Jesoa no Mpanjaka
Jesoa no mahery e!
Jesoa Mpanjakan’izao rehetra izao
Ho an’Azy anie ny haja
Ho an’Azy anie ny dera e!
Jesoa Mpanjakan’izao rehetra izao
Fiv: Ankalazo Izy e!
Fa sqavur masina Izy tononkira.serasera.org e!
Ankalazo Izy e!
Fa masina Izy e!
Maneran-tany e!
Ny lazanao ô!
Tsy hita rshgkdm lany ny voninahitrao
Fiv
Jesoa no mahery e!
Jesoa Mpanjakan’izao rehetra izao
Ho an’Azy anie ny haja
Ho an’Azy anie ny dera e!
Jesoa Mpanjakan’izao rehetra izao
Fiv: Ankalazo Izy e!
Fa sqavur masina Izy tononkira.serasera.org e!
Ankalazo Izy e!
Fa masina Izy e!
Maneran-tany e!
Ny lazanao ô!
Tsy hita rshgkdm lany ny voninahitrao
Fiv
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1714
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:28
