Anjely marobe (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona tononkira.serasera.org hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza iczo ho Anao ry Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho atlsblw hbjombkn ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona tononkira.serasera.org hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza iczo ho Anao ry Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho atlsblw hbjombkn ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2247
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:21
