ANDRO MALAZA (NDAO HIDERA AZY) (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andro malaza sady soa tokoa ilay andro nisehoan'i Jesoa
Izay nantenain'ny mpaminany koa
Hampiseho fihavanana ka
Mifalia vfum sy mihobia mafy
Fiv: Ndao hidera Azy
Ndao hankalaza sy hihoby Azy
Ndao hidera Azy
F'izy ujanc no Tompon'ny tomponay
2-Ry Mpanjakanay raiso ny fonay
Ho fonenanao rahatrizay
Tano ho Anao f'efa gpya manaiky
Ny famonjena izay vitanao
Ho anay, Aleloia!
Fiv
Izao no krismasinay
Tonga ny tononkira.serasera.org Kristinay
Jesoa ilay Mpanjaka ilay Mpanjaka Mpanjaka
Mpanjaka Mpanjakanay!
Izay nantenain'ny mpaminany koa
Hampiseho fihavanana ka
Mifalia vfum sy mihobia mafy
Fiv: Ndao hidera Azy
Ndao hankalaza sy hihoby Azy
Ndao hidera Azy
F'izy ujanc no Tompon'ny tomponay
2-Ry Mpanjakanay raiso ny fonay
Ho fonenanao rahatrizay
Tano ho Anao f'efa gpya manaiky
Ny famonjena izay vitanao
Ho anay, Aleloia!
Fiv
Izao no krismasinay
Tonga ny tononkira.serasera.org Kristinay
Jesoa ilay Mpanjaka ilay Mpanjaka Mpanjaka
Mpanjaka Mpanjakanay!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2983
Likes : 0 Like
Created by : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:27
