Andro malaza (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro malaza tokoa
Ny andro niavian’i Jesoa
Ta an-tany etoy
Hagnasoa agn’olo
Ka mifalia ro lahy e !
Gnatsantsika tononkira.serasera.org ro atao mare
Fa terake Jesosy
Hafalian-tsy ho lane
Fitahia-mahasoa
Hasoava ho amin’ny gabnc tany e !
Avy amin’i kdhov Jesosy
Rengeo antsao Jesosy
Fa mpanjaka soa
Ka omeo ny ouhmxdo fonao mba halio
Ny andro niavian’i Jesoa
Ta an-tany etoy
Hagnasoa agn’olo
Ka mifalia ro lahy e !
Gnatsantsika tononkira.serasera.org ro atao mare
Fa terake Jesosy
Hafalian-tsy ho lane
Fitahia-mahasoa
Hasoava ho amin’ny gabnc tany e !
Avy amin’i kdhov Jesosy
Rengeo antsao Jesosy
Fa mpanjaka soa
Ka omeo ny ouhmxdo fonao mba halio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2426
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 18:36
