Mila Anao (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aminao Tompo ô no mba faniriakoEo anilanao no hasambarako
Raha any olana marobe , sy ny sedran’ny fiainana
Tsy ahoako ireo miaraka aminao
Faniriako hatry ny elabe , ny hanam-piainana sambatra
Hanam-piainana soa tsy mba mety ho lo (X 2)
Ref : Raha ny fiainako Tompo izaho mila anao
Mila anao hanjakao
Raha ny fianako Tompo ô
Mila anao , mila anao , mila anao hanjakao , hanjakao , hanjakao , hanjakao
2- Aminao Tompo ô no mba fifaliako
Miaraka aminao re no mamiko
Raha any olana marobe , sy ny sedran’ny fiainana
Tsy ahoako ireo miaraka aminao
Faniriako hatry ny elabe , ny hanam-piainana sambatra
Hanam-piainana soa tsy mba mety ho lo (X 2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 291
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 08:35