Mifona Tompo (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (solo) Mila Anao zahay fa very Tompo ô
Ity tononkira.serasera.org nosinay vonjeo fa very dia
Ireo ota izay nangeja gtixccf anay
Afaho re, afaho rlno ity taninay
Tsisy miafina eo amiNao ry Ray
Ireo fahotana izay mamatotra anay
(duo) Mila anao zahay ....
2- Mifona Tompo ô
Mba mangataka ny famindrampoNao
ô mitalaho re, ô vonjeo zahay
Vonjeo ity nosinay mijaly
Tompô ô mamelà re
Tompo ô dkler mifona re zahay
3- Ry malagasy ô andeha hifankatia
Hifona ka hiverina amin'I Kristy
Fa tsara loatra anie ny fiainana anilan'ny Ray
Feno fiadanana mandrakizay x3
Ity tononkira.serasera.org nosinay vonjeo fa very dia
Ireo ota izay nangeja gtixccf anay
Afaho re, afaho rlno ity taninay
Tsisy miafina eo amiNao ry Ray
Ireo fahotana izay mamatotra anay
(duo) Mila anao zahay ....
2- Mifona Tompo ô
Mba mangataka ny famindrampoNao
ô mitalaho re, ô vonjeo zahay
Vonjeo ity nosinay mijaly
Tompô ô mamelà re
Tompo ô dkler mifona re zahay
3- Ry malagasy ô andeha hifankatia
Hifona ka hiverina amin'I Kristy
Fa tsara loatra anie ny fiainana anilan'ny Ray
Feno fiadanana mandrakizay x3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 07:58
