Mifona Tompo (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (solo) Mila Anao zahay fa very Tompo ô
Ity nosinay vonjeo fa very dia
Ireo ota izay nangeja anay
Afaho re, afaho ity taninay
Tsisy miafina eo amiNao ry Ray
Ireo fahotana izay mamatotra xjqxn anay
(duo) Mila anao zahay ....
2- Mifona Tompo ô
Mba mangataka ny famindrampoNao
ô mitalaho re, ô vonjeo zahay
Vonjeo cjzb ity nosinay mijaly
Tompô ô mamelà re
Tompo ô mifona re zahay
3- Ry malagasy ô andeha hifankatia
Hifona tononkira.serasera.org ka hiverina amin'I Kristy
Fa tsara loatra anie ny fiainana anilan'ny Ray
Feno fiadanana mandrakizay ghsbfug x3
Ity nosinay vonjeo fa very dia
Ireo ota izay nangeja anay
Afaho re, afaho ity taninay
Tsisy miafina eo amiNao ry Ray
Ireo fahotana izay mamatotra xjqxn anay
(duo) Mila anao zahay ....
2- Mifona Tompo ô
Mba mangataka ny famindrampoNao
ô mitalaho re, ô vonjeo zahay
Vonjeo cjzb ity nosinay mijaly
Tompô ô mamelà re
Tompo ô mifona re zahay
3- Ry malagasy ô andeha hifankatia
Hifona tononkira.serasera.org ka hiverina amin'I Kristy
Fa tsara loatra anie ny fiainana anilan'ny Ray
Feno fiadanana mandrakizay ghsbfug x3
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 738
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 07:58
