ARAKA IZAY NATAO (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’Iza gcxem n’iza isika izay mandre ny teny hoe
Amin’ny andro farany dia marobe
Hitanjozotra samy tononkira.serasera.org ho tsaraina avoko
Satria Jesosy dia mahalala ny ao oubff am-po
Fa izay natao (tamin’ireo zay mino ahy) no ho gwlghc amiko
Avy aty ka mandova (handovanareo ny lanitra) , fiainana mandrakizay
Izay voavotra ho anao, omaly sy anio ho mandrakizay
Raha handova lanitra minoa sy maneke
Amin’ny andro farany dia marobe
Hilaza fa hoe izaho koa mba mpivavaka
Koa nahoana no ho any andavaka
N’aiza n’aiza no aleha dia izao no tadidio
Aoka izay ny fomba ratsy mba ario
Ho entina ho tsaraina ianao amin’io toetra io
Jesosy Tompo te hamonjy anao anio

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 1777
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 01/09/2017 12:17