ARAKA IZAY NATAO (AFV Anosibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’Iza n’iza isika izay mandre ny teny hoe
Amin’ny andro farany dia marobe
Hitanjozotra samy ho tsaraina avoko
Satria Jesosy dia mahalala ny ao am-po

  Fa izay natao (tamin’ireo zay mino ahy) no ho amiko
  Avy aty ka mandova (handovanareo ny lanitra) , fiainana mandrakizay
  Izay voavotra ho anao, omaly sy anio ho mandrakizay

Raha handova lanitra minoa sy maneke
Amin’ny andro farany dia marobe
Hilaza fa hoe izaho koa mba mpivavaka
Koa nahoana no ho any andavaka
    
    N’aiza n’aiza no aleha dia izao no tadidio
    Aoka izay ny fomba ratsy mba ario
    Ho entina ho tsaraina ianao amin’io toetra io
    Jesosy Tompo te hamonjy anao anio
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFV Anosibe
Hits : 1370
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 01/09/2017 12:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722