Mifalia ry zatovo (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xmfz Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora
Ataovy’ zay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ny fitsikina
Mandehana amin’ny fifaliana
Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao
tononkira.serasera.org Mba fidifidio re! ny zavatra atao
I Ilay fahamarinana ihany xwjq no any katsaho
jnowpgtb Dia hirotsaka aminao hatrany ny fahasoavana
Angataho daholo izay rehetra tadiavinao
Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora
Ataovy’zay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ireo filàna
Mandehana amin’ny filibana
Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao
Hery RAZANAKOTO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 3701
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raliterahanitriniaina Nirina
Daty : 08/09/2003 14:20