Mifalia ry zatovo (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ry zatovo,dieny dzgkio mbola tanora
Ataovy’ zay rehetra sitraky ny fonao wriqxn atao
Mandehana amin’ny fitsikina
Mandehana amin’ny fifaliana
Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao
Mba fidifidio re! ny zavatra atao
I Ilay fahamarinana ihany no any katsaho
tononkira.serasera.org Dia hirotsaka aminao hatrany ny fahasoavana
fhpi Angataho daholo izay rehetra tadiavinao
Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora
Ataovy’zay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ireo filàna
Mandehana amin’ny filibana
Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao
Hery RAZANAKOTO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Hits : 3748
Likes : 0 Like
Created by : Raliterahanitriniaina Nirina
Date : 08/09/2003 14:20