Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifalia ry zatovo (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora
Ataovy’ zay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ny fitsikina
Mandehana amin’ny fifaliana
Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao
siwufn Mba fidifidio re! ny zavatra atao
I Ilay fahamarinana ihany no any katsaho
wwtv Dia hirotsaka aminao hatrany ny fahasoavana
bwvyw Angataho daholo izay rehetra tadiavinao
Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora
Ataovy’zay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ireo filàna
Mandehana amin’ny filibana
Nefa izao no tsarovy fa andalo tononkira.serasera.org fitsapana ianao
Hery RAZANAKOTO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Visites : 3802
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raliterahanitriniaina Nirina
Date : 08/09/2003 14:20