Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANANTENA FANDRESENA (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ho kivy ny tena sy fanahy Tompo ô,
Kanefa kosa manantena fandresena Tompo ô.
Njay re manako ato anaty, gkfytnni mamelombelona fanahy
Ny teninao, ô haieb ry Tomponay Tsitoha
Mino aho, manantena fandresena Tompo ô,
Satria Ianao no mitantana ny diako tononkira.serasera.org Tompo ô,
Tsy mba ho kivy intsony aho fa hitraka aho Jeso,
Satria Ianao no mitantana ahy Jeso.
’Zay rehetra ho avy antenaiko mbola apetrako aminao
Ka tsy manahy aho, tsy ho kivy intsony Tompoko Jeso
Tariho làlana izahay, ka hazavao koa ny qopwa sainay
Mba hanarahanay anao ry Tompo ô.
Mino aho, manantena fandresena Tompo ô,
Satria Ianao no mitantana ny diako Tompo ô,
Tsy mba ho kivy intsony aho fa hitraka aho Jeso,
Satria Ianao mitantana ahy Jeso.
A.F.I. (ANTSAN’NY FAHAZAVANA ITAOSY)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 4259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2005 08:02