MANANTENA FANDRESENA (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ootj ho kivy ny tena sy fanahy Tompo ô,
Kanefa kosa manantena ffzhdn fandresena Tompo ô.
Njay re ismra manako ato anaty, mamelombelona fanahy
Ny teninao, ô ry Tomponay Tsitoha
Mino aho, manantena fandresena Tompo ô,
Satria Ianao no mitantana ny diako Tompo ô,
Tsy mba ho kivy intsony aho fa hitraka aho Jeso,
Satria Ianao no mitantana ahy Jeso.
’Zay rehetra ho avy antenaiko mbola apetrako tononkira.serasera.org aminao
Ka tsy manahy aho, tsy ho kivy intsony Tompoko Jeso
Tariho làlana izahay, ka hazavao koa ny sainay
Mba hanarahanay anao ry Tompo ô.

Satria Ianao mitantana ahy Jeso.
A.F.I. (ANTSAN’NY FAHAZAVANA ITAOSY)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Hits : 4198
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/10/2005 08:02