Ampidiro aloha ny tenimiafina
APETRAKO AMINAO (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiainga aho hamaky lalantsarotra tokoa
Nofo ihany aho ka velon’ahiahy
Ao ireo fisedrana izay tsy maintsy iaretana
Nefa antenaiko fa ianao Ray tsy mandao
fiardspo
Fa raha tojo ady fitsapana mahamay
Aza avelanao dhvxluo ho irery izany aho dbovh tononkira.serasera.org
Fa raha sendra kosa fifalina ny ao am-po
Aza avela hanadino anao
Misy moa ny lalana tsy maintsy ho aleha
Mety hazavana na koa aizim-be
Be ny fanahina sy ny tahotra ao am-po
Nefa antenaiko ny herinao ilay Ray tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Vangy : 2999
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raliterahanitriniaina Nirina
Daty : 02/09/2003 16:50