APETRAKO AMINAO (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiainga aho hamaky lalantsarotra tokoa
Nofo ihany aho ka velon’ahiahy
Ao ireo fisedrana izay tsy maintsy iaretana
Nefa antenaiko fa ianao Ray tsy mandao
vdkvy
csosrvn Fa raha tojo ady fitsapana mahamay
yqitdw Aza avelanao ho irery izany aho
Fa raha sendra kosa fifalina ny ao am-po
tononkira.serasera.org Aza avela hanadino anao
Misy moa ny lalana tsy maintsy ho aleha
Mety hazavana na koa aizim-be
Be ny fanahina sy ny tahotra ao am-po
Nefa antenaiko ny herinao ilay Ray tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Visites : 2998
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raliterahanitriniaina Nirina
Date : 02/09/2003 16:50