Raiso Jeso (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo harenanao tsy misy entinao
Na fanjaitra iray akory any an-danitra
Setrasetranao io rnwtssrx tsy hitondranao ankaiza
Sao dia hanenenanao any am-parany
Ref: Fahendrena no tena tsara indrindr
Io no lovasoa tsara ho anao
Eto an-tany dia zava-poana ihany
Raiso Jeso mba rqaty ho tena fiainanao
Izay manetri-tena sy manam-pahendrena
Dia yyrcj omen'ny Tompo fifaliana sesehena
Koa ialao dieny izao
Ireo toetra ratsy fanaonao
Fa hanadinana anao any am-parany
Ref... tononkira.serasera.org
Na fanjaitra iray akory any an-danitra
Setrasetranao io rnwtssrx tsy hitondranao ankaiza
Sao dia hanenenanao any am-parany
Ref: Fahendrena no tena tsara indrindr
Io no lovasoa tsara ho anao
Eto an-tany dia zava-poana ihany
Raiso Jeso mba rqaty ho tena fiainanao
Izay manetri-tena sy manam-pahendrena
Dia yyrcj omen'ny Tompo fifaliana sesehena
Koa ialao dieny izao
Ireo toetra ratsy fanaonao
Fa hanadinana anao any am-parany
Ref... tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAMVangy : 115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:21
