Vonjeo izahay (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay
Miatrika ady mahamay izahay Jesoa
ixlc Fa miha-sarotra ny fiainanay
Ka ny ratsy no manjaka ety
Jesosy ô , mila Anao izahay
Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay
dsfas Raha Ianao mitantana ny fiananay
Dia tsy misy ahiana ny hoavinay
Fifaliana azo antoka
ejoae Fiadanam-po tokoa mandrakizay
Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay
Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay
Miatrika ady mahamay izahay Jesoa
ixlc Fa miha-sarotra ny fiainanay
Ka ny ratsy no manjaka ety
Jesosy ô , mila Anao izahay
Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay
dsfas Raha Ianao mitantana ny fiananay
Dia tsy misy ahiana ny hoavinay
Fifaliana azo antoka
ejoae Fiadanam-po tokoa mandrakizay
Jesosy ô, mba vonjeo ity Nosinay
Fa dia maro be tokoa ireo zava-manjo
Fahoriana fiajaliana
Jesosy ô, vonjeo izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAMVangy : 223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:10
