Raiso Jeso (AFAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo harenanao tsy misy entinao
Na fanjaitra iray akory any an-danitra
Setrasetranao io tsy hitondranao ankaiza
Sao dia hanenenanao any am-parany

  Ref: Fahendrena no tena tsara indrindr
        arizsar   Io no lovasoa tsara ho anao
          Eto an-tany dia zava-poana ihany
           Raiso Jeso mba ho tena zvmwazw fiainanao

Izay manetri-tena sy manam-pahendrena
Dia omen'ny Tompo fifaliana sesehena
Koa tononkira.serasera.org ialao dieny izao
Ireo toetra ratsy prsrf fanaonao
Fa hanadinana anao any am-parany

   Ref...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFAM
Visites : 116
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 03/08/2026 10:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278