Ao ambony ao (AFAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ao ambony ao gmww no misy toeram-baovao
     Ao an-danitra ao ilay paradisa vaovao



          tononkira.serasera.org       Andriamanitrô rvfl ! Midera Anao izahay
               Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay


2. Mivavaha isika ety ambonin’ny tany
jqiu     Fa zava-poana ihany ny fiainana ety an-tany

                 Andriamanitrô ! Midera Anao izahay
                 Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAM
Vangy : 173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395