Hiraiko (AFAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiraiko ny fiainako eto
    Hiraiko ho fiderako Anao Jesosy ô
   tononkira.serasera.org  Ka na hitsiky aho na hisento
    Hihira foana aho ho Anao

2. Ekeko fa ny fiainana eto
  zgdbs   Tsy hilaozan'olana sy sento Jeso
    Fa ory aho ety an-tany
  ltmfz   Ho mtdhd sambatra any an-danitra any

Fiverenana:
Ka n'inona n'inona hitranga na ho mainty na ho manga
Na fefena na rarana, mbola hihira fiderana
( Hirahira no hiraiko mba hidera anao )

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFAM
Hits : 116
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 03/08/2026 10:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334