Andeha torio (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao qjzbgsgf
Ny ory tononkira.serasera.org izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao czlx bpzj
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho anao
Ilay paradisa ao an-danitra ao
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao qjzbgsgf
Ny ory tononkira.serasera.org izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao czlx bpzj
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho anao
Ilay paradisa ao an-danitra ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAMVangy : 138
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:17
