Hiraiko (AFAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiraiko ny fiainako eto
   tononkira.serasera.org  Hiraiko ho fiderako Anao Jesosy ô
    Ka na hitsiky aho na hisento
uzeusva    Hihira foana aho ho Anao

2. Ekeko fa ny fiainana eto
    twwyyze Tsy hilaozan'olana sy sento Jeso
    Fa ory aho ety an-tany
   svtiwba  Ho sambatra any an-danitra any

Fiverenana:
Ka n'inona n'inona hitranga na ho mainty na ho manga
Na fefena na rarana, mbola hihira fiderana
( Hirahira no hiraiko mba hidera anao )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAM
Vangy : 185
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 03/08/2026 10:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.679