Hiraiko (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiraiko ny fiainako eto
Hiraiko ho fiderako Anao Jesosy zpsxqa ô
Ka na hitsiky aho na hisento
Hihira foana aho bvcmxi ho Anao
2. Ekeko fa ny fiainana tononkira.serasera.org eto
ayebefg Tsy hilaozan'olana sy sento Jeso
Fa ory aho ety an-tany
Ho sambatra any an-danitra any
Fiverenana:
Ka n'inona n'inona hitranga na ho mainty na ho manga
Na fefena na rarana, mbola hihira fiderana
( Hirahira no hiraiko mba hidera anao )

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAMHits : 118
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 03/08/2026 10:19