Hiraiko (AFAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiraiko ny fiainako eto
tononkira.serasera.org iwhottyr Hiraiko ho fiderako Anao Jesosy ô
Ka na hitsiky aho na hisento
Hihira foana aho ho Anao
2. Ekeko fa ny fiainana eto
qmxpaj Tsy hilaozan'olana sy sento Jeso
Fa ory aho ety an-tany
Ho sambatra any an-danitra any
Fiverenana:
Ka n'inona n'inona hitranga na ho mainty na ho manga
Na fefena na rarana, mbola hihira fiderana
( Hirahira no hiraiko mba hidera anao sdco )

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAMVisites : 118
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 03/08/2026 10:19