vatolampy (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vato mafy iorenanay ianao Jesosy o
ka ny tena fo fanahy, dia anao ka anjakao
kanefa indraindray dia mivily izahay
koa tazomy mba mqemruge hifikitra aminao
ref
vatolampinay ianao, ka tsy mba hatahotra
herinay sy tanjakay, andry fiorenanay
vatolampy vaovao tononkira.serasera.org iafaranay rahatrizay
ianao Jesosy anjara fawl lovanay
mora simba mora lo raha ny fiainanay ety
fa ny eo anilanao no maharitra doria
ka indreto qjlhahaf izahay miara dalana aminao
ary hanao ny sitrakao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 3393
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gonty
Daty : 03/06/2007 23:46