vatolampy (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vato mafy iorenanay ianao Jesosy o
ka ny tena fo fanahy, zylcwso dia anao ka anjakao
kanefa indraindray obovl dia mivily izahay
koa tazomy mba hifikitra aminao
ref
vatolampinay ianao, ka tsy mba hatahotra
herinay sy tanjakay, andry fiorenanay
vatolampy vaovao ofxz tononkira.serasera.org iafaranay rahatrizay
ianao Jesosy anjara lovanay
mora simba mora lo raha ny fiainanay ety
fa ny eo anilanao no maharitra doria
ka indreto izahay miara dalana aminao
ary hanao ny sitrakao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 3337
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : gonty
Date : 03/06/2007 23:46