vatolampy (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vato mafy iorenanay ianao cqwqkr Jesosy o
ka ny tena fo fanahy, dia anao ka anjakao
kanefa indraindray dia mivily izahay
koa tazomy mba hifikitra aminao
ref
vatolampinay ianao, ka tsy mba hatahotra
herinay sy tanjakay, andry fiorenanay
vatolampy vaovao iafaranay rahatrizay
ianao Jesosy anjara lovanay
mora simba sysklfra mora lo raha ny fiainanay ety
fa ny eo anilanao no maharitra doria
ka indreto izahay miara ievt dalana aminao
ary hanao ny sitrakao mandrakizay tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 3335
Likes : 1 Like
Created by : gonty
Date : 03/06/2007 23:46