MIONDRIKA AVOKOA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miondrika avokoa izao rehetra izao
Manoloana ny Hamasinanao
Mamirapiratra ny Tavanao ry Ray
Tsy mahahiratra ny masonay
Tsy misy takona, na misy hafenina
tononkira.serasera.org Mila ho hankona noho ny nenina
jewf 2- Mandadilady ktpaeha re ny ondrikelinao
Mifona be dia be avia mba vahao
Mafy ny fatotra izay mangeja any
Tsy misy sarotra aminao Ray
Ny hanindroa tsy misy intsony
Izay nahavoa ; indroa fa nahafay
Sacha RATIANARIVOSON
jcwxbev Pasteur NEPM-FPVM La Réunion
Manoloana ny Hamasinanao
Mamirapiratra ny Tavanao ry Ray
Tsy mahahiratra ny masonay
Tsy misy takona, na misy hafenina
tononkira.serasera.org Mila ho hankona noho ny nenina
jewf 2- Mandadilady ktpaeha re ny ondrikelinao
Mifona be dia be avia mba vahao
Mafy ny fatotra izay mangeja any
Tsy misy sarotra aminao Ray
Ny hanindroa tsy misy intsony
Izay nahavoa ; indroa fa nahafay
Sacha RATIANARIVOSON
jcwxbev Pasteur NEPM-FPVM La Réunion
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 4159
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/01/2008 05:44
