MIONDRIKA AVOKOA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miondrika avokoa izao rehetra izao
kvhgnpw Manoloana ny Hamasinanao
qgrxh Mamirapiratra ny Tavanao ry Ray
Tsy mahahiratra ny masonay
Tsy misy takona, na misy hafenina
wuaffj Mila ho hankona noho ny nenina
2- Mandadilady re ny ondrikelinao
Mifona be dia be avia mba vahao
Mafy ny fatotra izay mangeja any
Tsy misy sarotra aminao Ray
tononkira.serasera.org Ny hanindroa tsy misy intsony
Izay nahavoa ; indroa fa nahafay
Sacha RATIANARIVOSON
Pasteur NEPM-FPVM La Réunion
kvhgnpw Manoloana ny Hamasinanao
qgrxh Mamirapiratra ny Tavanao ry Ray
Tsy mahahiratra ny masonay
Tsy misy takona, na misy hafenina
wuaffj Mila ho hankona noho ny nenina
2- Mandadilady re ny ondrikelinao
Mifona be dia be avia mba vahao
Mafy ny fatotra izay mangeja any
Tsy misy sarotra aminao Ray
tononkira.serasera.org Ny hanindroa tsy misy intsony
Izay nahavoa ; indroa fa nahafay
Sacha RATIANARIVOSON
Pasteur NEPM-FPVM La Réunion
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 4157
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 28/01/2008 05:44
