Miandrandra anao (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho ka nisaina ny andro lasako Jeso
tsaroako fa nijaly aho fony tsy nahalala anao
he mitamberimberina ao an-tsaiko lava izao
ny ota sy ny ratsy rehetra izay natao
ref
Onena ahy ianao ka nandray tononkira.serasera.org ny tanako
namerina tamiko indray ny fiadanako
ka ny fijaliako hatrizya tsy hotsaroako
fa efa miandrandra axpas anao Jeso ny foko
Endrey izany izaho nanara-tsitrapo
tsy nahatsapa akory fa hay ianao mahita ahy
ka dia nihevitra aho fa olon-tsambatra tokoa
ny nofo kohs hay no faly fa ory ny fanahy
Indrisy meloka aho tsy mendrika anao
kanefa avelao hanonona ny anaranao
fa sao aho mba wuxmfsug mahazo famonjena avy aminao
ekeo aho Tompo o, hanaradia anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 4038
Likes : 1 Like
Created by : gonty
Date : 01/03/2007 16:08