Miandrandra anao (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho ka nisaina ny andro lasako Jeso
tsaroako fa nijaly aho fony tsy zmahiv nahalala anao
he mitamberimberina ao an-tsaiko lava izao
ny ota sy ny ratsy rehetra izay natao
ref
Onena ahy ianao ka nandray ny tanako
namerina tamiko indray ny fiadanako
ka ny fijaliako hatrizya tsy hotsaroako
fa efa miandrandra anao Jeso ny foko
Endrey izany izaho tononkira.serasera.org nanara-tsitrapo
tsy nahatsapa akory fa uuiwmnmv hay ianao mahita ahy
ka dia nihevitra aho fa olon-tsambatra tokoa
ny nofo hay no faly fa ory ny fanahy
Indrisy meloka aho tsy mendrika anao
kanefa avelao hanonona ny anaranao
fa sao aho mba mahazo famonjena avy aminao
ekeo aho merwhyb Tompo o, hanaradia anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 4186
Likes : 1 Like
Created by : gonty
Date : 01/03/2007 16:08