Miandrandra anao (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho ka nisaina ny andro lasako Jeso
tsaroako fa nijaly aho fony tsy nahalala anao
he mitamberimberina hrkkx ao an-tsaiko lava izao
ny ota sy ny ratsy rehetra izay natao
ref
Onena ahy ianao ka nandray ny tanako
namerina tamiko indray ny fiadanako
ka ny fijaliako hatrizya tsy hotsaroako
fa efa miandrandra zuvd anao Jeso ny foko
Endrey izany izaho nanara-tsitrapo
tsy tononkira.serasera.org nahatsapa akory fa hay ianao mahita ahy
ka dia nihevitra aho fa olon-tsambatra tokoa
ny nofo hay no faly fa ory ny fanahy
Indrisy meloka aho tsy mendrika anao
kanefa avelao hanonona ny anaranao
fa sao aho mba mahazo famonjena avy aminao
ekeo aho Tompo o, aohfts hanaradia anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 4114
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : gonty
Date : 01/03/2007 16:08