LALAM-PAMONJENA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Mpamonjiko malala ô
Inty ilay maditranao
Avy mitalaho eo Aminao
Fa tsy tanteraka
Maro be ny ratsy czuh vitako
Nampalahelo ny fonao
Ankehitriny aho Tompo ô
Hiverina Aminao
Réf:
(Dia Indro egneba Ianao)
Indro xxfaclew aho manolo-tanana
Mba manantona Ahy izao
Fa Izaho Tomponao anie vonona handray anao
(Fa misy)
Misy lalam-pamonjena izay haposako ho anao
Hanantonanao ny lanitra fonenam-baovao
Eny sirakao tokoa re
Ny nanavotanao ahy
Fa ny lalam-pamonjena
Efa natolotrao
Ka ny faniriako Tompo tononkira.serasera.org ô
Ny hiara-dalana Aminao
Tehirizo ho eo am-balanao
Hifikitra Aminao
Réf:
(Dia indro Ianao)...................
AFAFI Taninanandrano
Inty ilay maditranao
Avy mitalaho eo Aminao
Fa tsy tanteraka
Maro be ny ratsy czuh vitako
Nampalahelo ny fonao
Ankehitriny aho Tompo ô
Hiverina Aminao
Réf:
(Dia Indro egneba Ianao)
Indro xxfaclew aho manolo-tanana
Mba manantona Ahy izao
Fa Izaho Tomponao anie vonona handray anao
(Fa misy)
Misy lalam-pamonjena izay haposako ho anao
Hanantonanao ny lanitra fonenam-baovao
Eny sirakao tokoa re
Ny nanavotanao ahy
Fa ny lalam-pamonjena
Efa natolotrao
Ka ny faniriako Tompo tononkira.serasera.org ô
Ny hiara-dalana Aminao
Tehirizo ho eo am-balanao
Hifikitra Aminao
Réf:
(Dia indro Ianao)...................
AFAFI Taninanandrano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 5609
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : KLOUTSOU
Daty : 26/08/2006 09:32
