LALAM-PAMONJENA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Mpamonjiko malala ôInty ilay maditranao
Avy mitalaho eo Aminao
Fa tsy tanteraka
Maro be ny ratsy vitako
Nampalahelo ny fonao
Ankehitriny aho Tompo ô
Hiverina Aminao
Réf:
(Dia Indro Ianao)
Indro aho manolo-tanana
Mba manantona Ahy izao
Fa Izaho Tomponao anie vonona handray anao
(Fa misy)
Misy lalam-pamonjena izay haposako ho anao
Hanantonanao ny lanitra fonenam-baovao
Eny sirakao tokoa re
Ny nanavotanao ahy
Fa ny lalam-pamonjena
Efa natolotrao
Ka ny faniriako Tompo ô
Ny hiara-dalana Aminao
Tehirizo ho eo am-balanao
Hifikitra Aminao
Réf:
(Dia indro Ianao)...................
AFAFI Taninanandrano
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 4799
Likes : 1 Like
Created by : KLOUTSOU
Date : 26/08/2006 09:32