FAMONJENA TSY VIDIANA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misy famonjena anie
Ho anao zay reraka ao am-po
Ka na ory ianao na manam-be
Dia tononkira.serasera.org mitovy avokoa
Fa tsy misy hafa eo amin?y Ray
Satria ny vola qcawx mantsy
tsy mahavonjy ny fanahy
2-Ireo ycstmkjl ratsy rehetra vitanao
Adinoy avokoa ka ibebaho
Fa raha miaiky ny helokao ianao
Izy hamela anao
Koa mba manantona
Raha mandre ny feo
Araraoty ny fotoana
Ndrao ianao ho very eo
REF :
Andriamanitra irery no antsoy
Raha sendra misy maha ory anao
Ka ny tena izay lazainy cgwdpd no henoy
Sy hankatoavy dia ho vonjena
ianao,ianao
Ho anao zay reraka ao am-po
Ka na ory ianao na manam-be
Dia tononkira.serasera.org mitovy avokoa
Fa tsy misy hafa eo amin?y Ray
Satria ny vola qcawx mantsy
tsy mahavonjy ny fanahy
2-Ireo ycstmkjl ratsy rehetra vitanao
Adinoy avokoa ka ibebaho
Fa raha miaiky ny helokao ianao
Izy hamela anao
Koa mba manantona
Raha mandre ny feo
Araraoty ny fotoana
Ndrao ianao ho very eo
REF :
Andriamanitra irery no antsoy
Raha sendra misy maha ory anao
Ka ny tena izay lazainy cgwdpd no henoy
Sy hankatoavy dia ho vonjena
ianao,ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 4138
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rianaah
Daty : 04/11/2015 20:13
