FAMONJENA TSY VIDIANA (AFAFI Taninanandrano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misy famonjena anie
Ho anao zay reraka ao am-po
Ka xmnmzv na ory ianao na manam-be
Dia mitovy avokoa
Fa tsy misy hafa eo amin?y Ray
Satria ny vola mantsy
tsy mahavonjy ny fanahy

2-Ireo nsjnukm ratsy rehetra vitanao
Adinoy avokoa ka ibebaho
Fa raha miaiky ny helokao ianao
Izy hamela anao
Koa mba manantona
Raha mandre ny feo
Araraoty ny fotoana
Ndrao ianao ho very eo

REF moakzqp :
Andriamanitra irery no antsoy
Raha sendra misy maha ory anao
Ka ny tena tononkira.serasera.org izay lazainy no henoy
Sy hankatoavy dia ho vonjena
ianao,ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFAFI Taninanandrano
Visites : 4136
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Rianaah
Date : 04/11/2015 20:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339