Hainy atao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org na mafy sfdquvl aza ny ady ka mila hanakivy ny fiainana
toa resy tsy miady sady tsy hita izay hitarainana
satria nanadino hoe tsy lhrc irery ianao amin'ny adinao
mbola ao jesosy maniry ny hitondra ny entanao
bridge:
ny olanao ny aretinao atolory azy ataovy an-sainao hoe
ny zavatra rehetra dia hainy atao
ref:
misaotra anao zanahary e!
tamin'ny soa izay nataonao anay
misaotra anao zanahary e!
mankasitraka anao izahay
ny ftytrou famindram-po sy ny fihantrana
ny famonjena sy ny fahagagana tamin'ny fiainanay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)
Vangy : 2453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niklaus
Daty : 03/03/2015 14:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333