Hainy atao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na mafy aza ny ady ka mila hanakivy ny fiainana
toa resy tsy miady sady tsy hita izay hitarainana
satria nanadino hoe tsy irery ianao meirux amin'ny adinao
mbola ao jesosy maniry ny hitondra ny entanao
bridge:
ny olanao ny aretinao tononkira.serasera.org atolory azy mdrv ataovy an-sainao hoe
ny zavatra rehetra dia hainy atao
ref:
misaotra anao zanahary e!
tamin'ny soa izay nataonao anay
misaotra anao zanahary e!
mankasitraka anao izahay
ny famindram-po sy ny fihantrana
ny famonjena sy ny lqyck fahagagana tamin'ny fiainanay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Hits : 2356
Likes : 0 Like
Created by : Niklaus
Date : 03/03/2015 14:55