Hainy atao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jumi na mafy aza ny ady ka tononkira.serasera.org mila hanakivy ny fiainana
toa resy tsy miady sady tsy hita izay hitarainana
satria nanadino hoe tsy irery ianao amin'ny adinao
mbola ao jesosy maniry ny hitondra ny entanao
bridge:
ny olanao ny aretinao atolory azy ataovy an-sainao nhio hoe
ny zavatra rehetra dia hainy atao
ref:
misaotra anao zanahary e!
tamin'ny soa izay nataonao buvvwadg anay
misaotra anao zanahary e!
mankasitraka anao izahay
ny famindram-po sy ny fihantrana
ny famonjena sy ny fahagagana tamin'ny fiainanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Visites : 2409
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Niklaus
Date : 03/03/2015 14:55