Ekeko ny antsonao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso mpamonjiko inty ny mpanomponao
Manantona anao satria resy lahatra tokoa
Lay antsonao manao hoe avia ndeha anarak'Ahy
ka ny fiainanao taloha hosoloiko fiainana vaovao
Ekeko ry Tompo tia ekeko ny pkfraeb hiara-dia
Ekeko satria Ianao no miaraka amiko
Ekeko ny antsonao satria tia ahy Ianao
Ekeko manomboka anio ny ho eo Anilanao
Inty tamy awlo aho Jesoa manolo-tena ho Anao
ka ny faniriako dia ny kljl ho tonga zanakao
Ampianaro aho mba tononkira.serasera.org hahay mitia toa Anao
Ka ny foko mba sasao hadio ho fo toa ny ANAO
A/C : RAPARSON J.F

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Vangy : 1925
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niklaus
Daty : 04/03/2015 18:29