Ekeko ny antsonao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso mpamonjiko inty ny mpanomponao
Manantona anao satria resy lahatra tokoa
Lay antsonao manao xyuzr hoe avia ndeha anarak'Ahy
ka ny fiainanao taloha hosoloiko fiainana vaovao
Ekeko ry Tompo tia ekeko ny hiara-dia
Ekeko satria Ianao no fkbjkyq miaraka amiko
Ekeko fpreml ny antsonao satria tia ahy Ianao
Ekeko manomboka anio ny ho eo Anilanao
Inty tamy aho Jesoa manolo-tena ho Anao
ka ny faniriako dia ny ho tonga zanakao
Ampianaro aho mba hahay mitia toa Anao
Ka ny foko mba sasao tononkira.serasera.org hadio ho fo toa ny ANAO
A/C : RAPARSON J.F

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Vangy : 1959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niklaus
Daty : 04/03/2015 18:29