Ekeko ny antsonao (AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso mpamonjiko inty oehsqnkm ny mpanomponao
Manantona anao satria resy lahatra tokoa
Lay antsonao manao hoe avia ndeha anarak'Ahy
ka ny fiainanao taloha hosoloiko fiainana vaovao
Ekeko ry Tompo tia ekeko ny hiara-dia
Ekeko satria Ianao no miaraka amiko
Ekeko ny antsonao satria tia ahy Ianao
Ekeko manomboka anio ny ho eo Anilanao
Inty tamy aho Jesoa manolo-tena choqjngx ho Anao
ka ny faniriako dia ny ho tonga fqmswdqe zanakao
Ampianaro aho mba hahay mitia toa Anao
Ka ny foko mba sasao hadio ho tononkira.serasera.org fo toa ny ANAO
A/C : RAPARSON J.F

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA(akon'ny fanavaozana ambohimahitsy)Hits : 1960
Likes : 0 Like
Created by : Niklaus
Date : 04/03/2015 18:29