Vonjeo Madagasikara (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fa nahoana loatra e! no tsy mety foana Ray o (Ny adidy hatrehanay)
Be ireo mitaraina sy sahiran-tsaina sddrzgxo ho tononkira.serasera.org aiza e! (No hiafaran’ny aminay)
Dia ho sanatria ve, sazy avy aminao ‘zao Ray (Mifona mitalaho)
Miangavy indrindra, amindrao fo fa kivy e!
Ref : (Ray o), miangavy indrindra, (Vonjeo) mba topazo maso Tompo!
(Tompo o, manantena f’Ianao) Ianao irery (Ianao)
oncfxjuc No hany antenaina hamonjy anay
(Ray o), mba tolory saina (Ray o)
Ireo mpitondra anay mba hahay hiavana
gzhlvzn (Vonjeo) Madagasikara, (Vonjeo) Fa variana miady lav
2 - Andriamanitray o, miantso Anao izahay mba jereo (Vonjeo fa mitoreo)
Noho ilay devoly tena manangoly Ray o (Aminao no herinay)
Efa maro loatra e, diso tafahoatra Ray o (Ny ratsy misy ety)
Tsy voafehy intsony, noho ny ao am-pony ratsy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Hits : 341
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 27/01/2026 14:50