Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny foko vao nitia (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izany foko vao nitia, matokia fa ho anao ho doria
ka na iza na zovy hifofo, ny fitiavako agfhkc anao no porofo
Raha tojo adin-tsaina mampanahy
matokia raha mbola manana ahy
fa hagw ny toky sy ny voady izay nekeko
no vavolombelon’ny fitia ’zay nomeko
Hiara-dia izaho sy ianao
hifampitantana tononkira.serasera.org ylipqlx ka tsy hifandao
ka na ory na manana eto an-tany
tiako ianao hatreto ka hatrany
ka na iza na zovy hifofo, ny fitiavako agfhkc anao no porofo
Raha tojo adin-tsaina mampanahy
matokia raha mbola manana ahy
fa hagw ny toky sy ny voady izay nekeko
no vavolombelon’ny fitia ’zay nomeko
Hiara-dia izaho sy ianao
hifampitantana tononkira.serasera.org ylipqlx ka tsy hifandao
ka na ory na manana eto an-tany
tiako ianao hatreto ka hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Abel RatsimbaVangy : 9804
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harisoa
Daty : 23/03/2003 11:13
