Tsy nofy intsony (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny faniriko
Tsy nofiko tononkira.serasera.org intsony izato ianao mitantana ny diako
Ho ampo-kasambarana ny androko rehetra
Satria tsy nofy intsony, tsy nofy f'efa to izay niriko

Tsy nofiko intsony izato ianao mitantana ny diako
Ho ampo-kasambarana ny androko rehetra
Satria tsy nofy fovg intsony, tsy nofy f'efa to izay niriko
Foana irony adin-tsaina
Adino ny zava-mampahory
F'ianao ry tiana no toky andrandraina
No efa eo hambomba sy hampahery ahy.

Satria tsy cgnhhvmc nofy intsony, tsy nofy f'efa to izay niriko
Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny izrwsxr faniriko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Abel RatsimbaVangy : 9113
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 17/09/2016 22:47