Hadisoako angamba (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafaraka isika iny takariva iny
Ka na dia mbola tsy nifankalala aza
Ny foko tanatiko tao
Dia tsaroako nitempo fitia
Ka ny fahitako anao
Dia nanaitra ahy satria
Ny bika nanananao
Ny endrika tononkira.serasera.org tsy lazaina intsony
Asa izay ho toetranao
Fa ny foko efa raiki-pitia
Hadisoako angamba izany
Nefa ny herim-pitia tato anaty
Dia tsy haiko noresena
Ka jaiitn nanery ahy hiloaka avy ykqryv hatrany
Hamboraka aminao ny fitiavako anao sombinaina
Na nisy tahotra aza
Resy izany noho oumtedaj ilay herin-tsaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Abel RatsimbaVangy : 7559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/07/2005 06:38