Lasa ianao vao tsapako (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ktktzhk Lasa ianao vao tsapako
Ny vgmz alaheloko tsy zakako
Lasa ianao tononkira.serasera.org vao hitako
Fa nanenenako izay vitako
Rariny raha voalatsa ianao
Fa tsara ho anao ny toy rxzqhu izao
Lasa ianao vao hay hoe fahoriana
Izany voafitaky ny tiana
Tsy misy intsony ny azo atao
Fa efa tsy eto intsony ianao
Aza omena tsiny aho raha miteny
Fa nanenenako ireny
Ny vgmz alaheloko tsy zakako
Lasa ianao tononkira.serasera.org vao hitako
Fa nanenenako izay vitako
Rariny raha voalatsa ianao
Fa tsara ho anao ny toy rxzqhu izao
Lasa ianao vao hay hoe fahoriana
Izany voafitaky ny tiana
Tsy misy intsony ny azo atao
Fa efa tsy eto intsony ianao
Aza omena tsiny aho raha miteny
Fa nanenenako ireny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Abel RatsimbaVangy : 991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotomahenina
Daty : 15/06/2024 06:08
