Ny foko vao nitia (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izany foko vao nitia, matokia fa ho anao ho doria
ka na iza na tononkira.serasera.org zovy hifofo, ny fitiavako anao no porofo
Raha tojo adin-tsaina mampanahy
matokia brjxdxzc raha mbola manana sbzp ahy
fa ny toky sy ny voady izay nekeko
no vavolombelon’ny fitia ’zay nomeko
Hiara-dia izaho sy ianao
hifampitantana ka tsy hifandao
ka na ory xnsq na manana eto an-tany
tiako ianao hatreto ka hatrany
ka na iza na tononkira.serasera.org zovy hifofo, ny fitiavako anao no porofo
Raha tojo adin-tsaina mampanahy
matokia brjxdxzc raha mbola manana sbzp ahy
fa ny toky sy ny voady izay nekeko
no vavolombelon’ny fitia ’zay nomeko
Hiara-dia izaho sy ianao
hifampitantana ka tsy hifandao
ka na ory xnsq na manana eto an-tany
tiako ianao hatreto ka hatrany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Abel RatsimbaVisites : 9803
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harisoa
Date : 23/03/2003 11:13
